- Talata 02 Aogositra 2011
Politique.Leriva Manahirana Manerana an’i Madagasikara ny paikady fitsenana an’i Dada
“Ataontsika manakoako isan’andro ny feon’i Magro”, hoy Ramarokoto tetsy Behoririka omaly alatsinainy 1 aogositra.
Hamaky ny tohiny“Ataontsika manakoako isan’andro ny feon’i Magro”, hoy Ramarokoto tetsy Behoririka omaly alatsinainy 1 aogositra.
Hamaky ny tohinyVao nandray fitenenana ny minisitry ny fambolena ao amin’ny governemantan’ny FAT, Vyvato Rakotovao tany Ambatondrazaka nandritra ny fanokafana ofisialy ny Lapabe andiany fahatelo dia teny feno fihantsiana no nataony.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Mpanao politika iray sokajy amin-dry Zakahely Boniface sy Voninahitsy Jean Eugène i Pety Rakotoniana na amin’ny fihetsika na ny tantara eo amin’ny sehatra politika.
Hamaky ny tohinyNiditra an-tariby nivantana nitafa tamin’ny vahoakan’i Toamasina nandritra ny hetsiky ny Rodobe ny alahady teo, ny filoha isany Zafy Albert sy Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny