- Alakamisy 28 Jolay 2011
Politique.Pastera Mailhol “Tsy voatohitry ny FAT ny fodian-dRavalomanana”
Tsy afaka mankaiza intsony ny FAT, araka ny fahitan’ny Pastera Mailhol taterina tranokala iray.
Hamaky ny tohinyTsy afaka mankaiza intsony ny FAT, araka ny fahitan’ny Pastera Mailhol taterina tranokala iray.
Hamaky ny tohinyMiharatsy ny fiarahamonina eo anivon’ny ministeran’ny raharaham-bahiny.
Hamaky ny tohiny«Mahavaha olana ny fanaovana fifidianana ifotony miainga amin’ny Kaominaly», hoy ny mpikambana ao amin’ny Filankevitra Ambonin’ny tetezamita, Naivonantsoina Raholdina.
Hamaky ny tohinyNoho ny resaka mandeha ny amin’ny fakana ireo manamboninahitra voarohirohy tamin’ny resaka BANI eny amin’ny fonjan’i Tsiafahy dia naneho ny zava-boalazan’ny kolonely Charles tamin’izy ireo ny fianakaviany.
Hamaky ny tohinyTato anatin’ny 28 volana izao dia niaina ny tsy fahita i Madagasikara vokatry ny fanonganam-panjakana nataon’i Andry Rajoelina sy ny namany, dia ny krizy politika, araka ny fahitan’ny rehetra azy, eny hatramin’izao tontolo izao dia samy manaiky izany.
Hamaky ny tohinyAntony iray mahatonga ny olona manomboka sosotra amin’izao fitondrana tetezamita izao ny fizahozahoan’ireo manampahefana na mpanao politika sasany manodidina an’i Andry Rajoelina.
Hamaky ny tohiny