- Talata 02 Aogositra 2011
Politique.Rodoben’ny Malagasy Toamasina Nanamafy ny firaisankinany
Fahombiazana ny hetsika ankalamanjana voalohany nataon’ny Rodoben’ny Malagasy Toamasina tao an-tokotanin’ny Magro Tanambao V ny tolakandron’ny alahady 31 jolay teo.
Hamaky ny tohiny
