• Alarobia 03 Aogositra 2011
Politique.Pasitera Edouard Tsarahame Hanao ampamoaka

Nambaran’ny Pasitera Edouard Tsarahame tao amin’ny Magro Behoririka ho ren-tany ren-danitra omaly fa hanao valandresaka ho an’ny mpanao gazety momba io «bois de rose» io ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Aogositra 2011
Politique.Ministeram-panjakana Miahaka ny lamba maloton’ny MERI

« Ny tokantrano tsy ahahaka », hoy ny fahendren’ny Ntaolo. Soatoavina malagasy mbola maro mpankato izany, saingy misy ihany ireo tsy mahatana fa dia manahy ny lamba malotony.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aogositra 2011
Politique.AFABE Tsy matahotra fifidianana ka hirotsaka eny Atsimondrano

Tsy mampaninona ny AFABE na inona na inona fifidianana hipoitra eo, hoy ny filohany Andriamparany Doudou Michel.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Aogositra 2011
Politique.Mitatra ny tetezamita Amin’ny 2012 indray vao hifidy filoham-pirenena

Mazava izao ny resaka fa tsy hisy fifidianana filoham-pirenena amin’ity taona 2011 ity, raha ny fanazavan’ny filohan’ny FAT Andry Rajoelina teny Ivato ny alahady alina teo tamin’ny fiverenany avy any Frantsa no zohiana.

Hamaky ny tohiny
FTT