Politique

Magro Behoririka Nivolon’andro fety fitsenana an’i Dada


  • Alatsinainy 01 Aogositra 2011


 Andron’ny vondrom-pikambanana manohana ny filoha Marc Ravalomanana ny sabotsy teo tetsy amin’ny Magro Behoririka. Niavaka ny hetsika nataon’ny Vondron’Olontsotra izay nanao diabe avy etsy Antanimena niaraka tamin’ny sorabaventy niditra an’i Magro tamin’io. Niavaka koa ny haingon-tsehatra tao an-toerana ary nivolon’andro fety tena efa manomana sahady ny fitsenana an’i Dada ny tao an-kianja.

Feno hipoka ny tao Behoririka izay nahazo hery tokoa noho ny fidiran’ny Filoha Ravalomanana nivantana an-telefaonina tany amin’ny fiafaran’ny fotoana. Efa mamofompofona andro fety raha ny fahatongavana marobe toy izao, hoy i Feno raha nanamarika ny zava-nisy. Tsapa fa mifampatoky i Marc Ravalomanana sy ny vahoaka, hoy izy. Tsy noho ny mpitarika no maha eto isan’andro ny vahoaka fa noho i Marc Ravalomanana mihitsy, hoy ny pasitera Edouard Tsarahame. Rehefa izay dia nampirisika ny mpitolona hanao ny fanamiana ahafantarana azy i Manoela.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT