Politique

Rabialahy Jean Paul (AREMA) Tsy hisy fiarahana amin’ny Escopol amin’ny fifidianana


  • Talata 02 Aogositra 2011


 Anisan’ny mpikambana ao anivon’ny Escopol ny AREMA tarihan’i Vaovao Benjamin ary misy mpikambana toa an’Atoa Rabialahy Jean Paul. Nambaran’ity farany, izay tafaresaka fohy tamin’ny Tia Tanindrazana, fa tsy hisy mihitsy ny hoe fiarahana amin’ny Escopol amin’ny fiatrehana ny fifidianana ho avy satria sehatra natao hifampidinihana sy hiadian-kevitra mikasika ny raharaham-pirenana fotsiny izy io, ka tsy ho difotra ao ny AREMA fa hanana ny kandidà azy manokana manerana ny Nosy. Mikasika ny vinavina fanambarana ny AREMA ho iray indray dia nanambara Atoa Rabialahy Jean Paul fa mitana ny tenin’ny filoha mpanorina ny antoko, ny Amiraly Didier Ratsiraka, tany Frantsa ry zareo ka miandry fatratra ny fanapahan-kevitr’ity farany mikasika ity antoko lehibe iray ity.

 

Manohy

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT