Politique

Leriva Manahirana Manerana an’i Madagasikara ny paikady fitsenana an’i Dada


  • Talata 02 Aogositra 2011

“Ataontsika manakoako isan’andro ny feon’i Magro”, hoy Ramarokoto tetsy Behoririka omaly alatsinainy 1 aogositra.

 “Ohatran’ny didim-pitsarana ny tapaky ny CPS”, hoy izy : fampiharana sisa.  “Manerana an’i Madagasikara ny fametrahana paikady fitsenana an-dRavalomanana ary izaho sy Zafilahy no miandraikitra 18 ao amin’ny distrika Toamasina ”, hoy i Leriva Manahirana avy any Brickaville. “Goavana ny fitsenana fa ny fanomanana azy ho fidiana koa mbola zava-dehib”e, hoy izy. Lehiben’ny Troika i Jacob Zuma manomboka izao. Mitovy amin’i Obama any Amerika i Zuma ka manantena zavatra isika atsy ho atsy.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT