- Zoma 05 Aogositra 2011
Politique.Raimandreny Mijoro Mba sahy nanakiana ny FAT
Sambany hatramin’ny nisiany, herintaona mahery izao, no naneho hevitra manakiana ny tsy mety ataon’ny mpitondra ny Raiamandreny Mijoro.
Hamaky ny tohinySambany hatramin’ny nisiany, herintaona mahery izao, no naneho hevitra manakiana ny tsy mety ataon’ny mpitondra ny Raiamandreny Mijoro.
Hamaky ny tohinyNy andro sy ny volana no miova fa mitoetra kosa ny fomba fanaon’ny FAT.
Hamaky ny tohinyNandray asa nanomboka omaly ireo mpikambana vaovao ao amin’ny Filankevitra ambony momba ny mpitsara izay ny filohan’ny FAT no filohany.
Hamaky ny tohinyTazana tao amin’ny foiben-toeran’ny antoko Tiako i Madagasikara ao Bel’Air omaly nandritra ny fihaonamben’ny Vehivavy TIM, ny Dr Gervais Rakotomanana Ben’ny tanànan’i Toamasina ambonivohitra, nanaovan’ny FAT antsojay ka nosoloina PDS.
Hamaky ny tohiny«Tsy mijanona ary hitohy hatrany ny tolona ao amin’ny Magro Avaratsena Antsirabe mandra-pahatongan-dRavalomanana”.
Hamaky ny tohinyMisokatra ary miantso ny rehetra ny antoko TGV, hoy ny mpandrindra rejionalin’ny Faritra Analamanga Hery Rasoamaromaka.
Hamaky ny tohiny