Politique

Pasitera Edouard Tsarahame Hanao ampamoaka


  • Alarobia 03 Aogositra 2011

Nambaran’ny Pasitera Edouard Tsarahame tao amin’ny Magro Behoririka ho ren-tany ren-danitra omaly fa hanao valandresaka ho an’ny mpanao gazety momba io «bois de rose» io ny tenany.

 Nanamafy izy sy Tabera Randriamanantsoa ary Henri Randrianjatovo fa iaraha-manana ny «bois de rose» ka izay voarohirohy dia miara-saziana. Tetsy ankilany i Camille Mektoub dia nanamarika fa raha mpitondra marina ny FAT dia efa nampiseho «bilan» ny zavatra nataony indrindra ny resaka «bois de rose». Vaovao hafa mikasika ny antsojay mihatra amin’ny tenany kosa no nentin’i Guy Maxime Ralaiseheno : «Tonga tany an-tranoko ny vaditany nitondra taratasy fa miantona 1 volana amin’ny asako indray aho ka dia nampitaiko taminy fa hiantona tsy ho ela koa ny mpaniraka azy».

 

Manohy

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

  • PM Mamitiana Rajaonarison
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Vahaolana ara-tsosialy maro no

  • FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Politika mampandroso no

  • 14 oktobra
  • Zoma 02 Oktobra 2026

Fetim-pirenena ho an'ny Fahafahana

Hijery ny tohiny
FTT