- Alakamisy 01 Septambra 2011
Politique.Fiainam-pirenena Ambony ambany !
Dia mbola misy sahy miteny ihany ve fa mandeha tsara araka ny tokony ho izy ny zavatra eto amin’ity firenena ity ?
Hamaky ny tohinyDia mbola misy sahy miteny ihany ve fa mandeha tsara araka ny tokony ho izy ny zavatra eto amin’ity firenena ity ?
Hamaky ny tohinyNifarana tamin’ny talata teo raha ny marina ny valo andro farafahabetsany naharetan’ilay fivoriana tsy ara-potoana faha-3 natrehan’ireo parlemanta roa tonta nandinihana ny volavolan-dalàna mikasika ny fifidianana.
Hamaky ny tohinyTsy misy hetsika isika amin’ny zoma, hoy ny Depiote teo aloha avy any Faratsiho Randrianjatovo Henri, sao ambara indray fa mpanakorontana ny Magro sady mba ho fiomanana ho amin’ny hetsika lehibe hatrehana amin’ny sabotsy kosa izany.
Hamaky ny tohinyNanao bemidina tany Betioky Atsimo, distrika fiaviany, tany ny minisitry ny fampianarana Rabenirina Jean Jacques ny herinandro lasa iny.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny nahalasanan’i Nadine Ramaroson dia mandeha ny tombana sy ny ady seza amin’izay hisolo ny toerany.
Hamaky ny tohinyMarobe ny milaza ho mpanelanelana fa ny tsy miandany ihany no ilaina, hoy Rasoaniaina Malalatiana tao amin’ny kianjan’i Magro omaly.
Hamaky ny tohiny