- Alatsinainy 05 Septambra 2011
Politique.Iraky ny Troika Ho avy amin’ny 14-16 septambra
Atoa Marc Ravalomanana no nampahafantatra an’io, raha niditra tamin’ny antso an-tariby nivantana nandritra ny hetsiky ny Vondron’Olontsotra Faritra Atsinanana, tao Toamasina omaly alahady 04 septambra tolakandro.
Hamaky ny tohiny
