- Alakamisy 01 Septambra 2011
Politique.Les As Nanamafy fa tsy nandefa solontena nivory teny Ivato
Hatairana ny an’ny mpikambana Les AS raha nahita tamin’ny fahitalavitra teto an-drenivohitra fa nisy olona nitonona ho solontenany nandritra ny atrikasa fikatsaham-bahaolana notontosain’ny Raimandreny Mijoro.
Hamaky ny tohiny
