Politique

Ministeran’ny Mponina Ratsivalaka Michelle no hatao minisitra ?


  • Alakamisy 01 Septambra 2011

Taorian’ny nahalasanan’i Nadine Ramaroson dia mandeha ny tombana sy ny ady seza amin’izay hisolo ny toerany.

 Raha mbola ambohitra ny razana dia fantatra ankehitriny fa misy ny ady sisika hanendrena an-dRatsivalaka Michelle hisolo ity minisitra namoy ny ainy ity. Izy moa dia anisan’ny olona mahatoky ny filohan’ny FAT saingy tratry ny tambaben’ireo olona akaiky ny filohan’ny FAT dia nesorina tamin’ny toeran’ny PDS-n’Antananarivo. Taorian’io dia notendrena ho mpanolotsain’ny filohan’ny FAT avy hatrany izy. Nampiandraiketina manokana ny resaka sosialy izy amin’io andraikiny io. Mety tsy ho sarotra ho azy, araka izany, ny hitantana ity ministeran’ny mponina ity. TGV rahateo ny tenany. Ho hita eo ny ho tohiny.

 

Mohamed

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT