Politique

Mahajanga Niditra ny Magro ny Ankolafy telo


  • Alatsinainy 05 Septambra 2011


Niakatra afovoan-tanàna ny Ankolafy telo ary sambasamba nanao hetsika tao amin’ny Magro Mahajanga Be. Ny sabotsy 03 septambra no nisantatra ity toerana ity ireo mpitolona amin’ny hiverenan’ny ara-dalàna ao Boeny raha tany Antanimalandy hatrany izy ireo no nifamotoana hatramin’izay niandohan’ny hetsika tao an-toerana tamin’ity taona ity. Araka izany dia fifamelana mankany amin’ny fampihavanana no nanamarika io fisantarana ny kianjan’ny Magro ao Mahajanga tamin’ny sabotsy io. Nisy ihany koa ny fampitam-baovao samihafa, toy ny hahatongavan’ny iraky ny Troika eo anivon’ny SADC afaka herinandro eo.

 

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT