Politique

Tantsaha 80%-n’ny Malagasy Ho avy hitsena an’i Dada


  • Talata 06 Septambra 2011

Ho tonga ny tantsaha 80%-n’ny Malagasy fa teneno mialoha rehefa ho avy i Dada satria tsy ampy ny fampitam-baovao tonga any amin’izy ireo.

 I Fred (association) no nitondra izany hafatra izany tao amin’ny Magro Behoririka omaly alatsinainy 5 septambra. Marary noho ny krizy ny tantsaha Malagasy, hoy izy. Tsy manana politika mazava ny FAT fa manaraka ny baikon’ny Frantsay fotsiny. Aoka hazava amin’ny rehetra fa tsy ny fiverenan’ny Filoha Ravalomanana no olana fa ny matahotra azy no mametraka olana, hoy i Camille Mektoub. Kajikajy politika ny an’i Voninahitsy Jean Eugène, hoy ihany izy, satria tsy voasakana intsony ny fiverenan’ireo Filoha mirahalahy an-tanindrazana. Ho avy tokoa ny famaranana ny krizy ka dia misahotaka ny FAT, hoy izy. Toy ny masoandro ririnina ny FAT ka kely sisa no hananana azy.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT