Politique

Voninahitsy Jean Eugčne Tiava ny fahavalonao....!


  • Talata 06 Septambra 2011

Hentitra i Voninahitsy Jean Eugčne raha nanontanian’ny mpanao gazety mikasika indray ny fiverenan’Atoa Ravalomanana Marc eto an-tanindrazana.

 «Tsy misy tokony hahataitra ny sasany izany, hoy ny nambarany satria tsy namadika na namingana an’iza n’iza aho. Ny tenako ihany no navadiko raha nanaiky indray ny hiverenany eto aho». Tsy ananako tsiny mihitsy ny mamela ny helony, hoy izy nanamafy satria izaho mivavaka. Narahany tenin’Andriamanitra mihitsy moa izany hoe : «Tiava ny fahavalonareo ary mivavaha ho azy !». Marina hoy ihany izy ary hitam-poko, hitam-pirenena fa anisan’ireo nitari-tolona nanerana ny faritra maro ny tenako, saingy tsy azon’iza ampitahorina aho fa izany no vao mainka maha biby ahy. Nambarany mantsy fa ireo mpanakiana sy mpisolelaka amin’ny FAT no tena manimba ny drafitra ankehitriny,  ireo izay notsipihan’i Voninahitsy Jean Eugène fa tsy manana lanjany firy akory nefa miseho ho sarotiny amin’ity famelan-kelony ity. Araka ny nambaran’ity mitarika ny vondrona Les AS ity dia ilay sori-dalana nasiam-panitsiana tao Sandton ity hatao sonia ity.

 

Manohy

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT