- Alarobia 21 Septambra 2011
Politique.Iavoloha Niantso ireo miaramila be galona i Andry Rajoelina
Hivory eny amin’ny lapan’Iavoloha daholo indray ireo mairamila be kintana sy ireo kolonely mitana fibaikoana eo anivon’ny zandarimariam-pirenena sy ny tafika anio.
Hamaky ny tohiny