- Talata 27 Septambra 2011
Politique.Foibe MFM Miantso ny FFKM, hatsangana koa ny «Praesidium»
Tsy nankatoavin’ny fianakaviambe iraisam-pirenena velively ny fanapahan-kevitra nandeha irery nataon’ny FAT. Anisan’ireny ny fitsapan-kevi-bahoaka momba ny lalàmpanorenana nataony ny 17 desambra 2010.
Hamaky ny tohiny
