Politique

CT Rakotondramavo Raymond “An’ny Malagasy ny fandresena”


  • Zoma 23 Septambra 2011


 Tsy misy afaka milaza ho nahazo fandresena tamin’ny fahavitan’ny sonia ny sori-dalana teo iny, hoy Rakotondramavo Raymond, mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita avy ao Vakinankaratra fa an’ny Malagasy ny fandresena ka tokony hitarika amin’ny firaisankina sy fiaraha-mientana ho amin’ny fampandrosoana amin’izay ny asa miandry manaraka izao satria ny fahantrana no tena iadivana fa tsy io sonia io. Nambarany fa maika ny fametrahana ireo rafitra tokony hapetraka amin’ny tena tetezamita ka avela hiasa malalaka izy ireo. Aorian’izay dia ny fanaovana ny fifidianana no tena laharam-pahamehana mba ahitana ny hevitry ny vahoaka ka hahamarim-pototra ny fahefana.

 

Caïus R.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT