• Alarobia 28 Septambra 2011
Politique.Pasitera Edouard Tsarahame Hisafotofoto ny rivotra hanosika ny FAT hiala

Haverina ny asan’ireo very asa, hoy Rajoelina tamin’ny kabariny tany ivelany tany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Septambra 2011
Politique.Guy Maxime “Ny FAT mihitsy no mamboly krizy”

Nanohana ny hetsiky ny rodobe tao Antsirabe Ralaiseheno Guy Maxime ny sabotsy 24 septambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Septambra 2011
Politique.Tetezamita iaraha-mitantana Iza no ho praiminisitra ?

Na tsy mazava tsara aza no hananganana ilay tetezamita iaraha-mitantana dia efa ho herinandro mahery kely izao no mandeha ny tombantombana ny amin’ireo mpanao politika mety hitana ny toeran’ny praiminisitry ny fampihavanam-pirenena, araka ny voasoratra ao amin’ilay sori-dalana, izay tsara homarihana ihany fa tsy mitovy fiaviana amin’ny filohan’ny tetezamita no sady tsy nivoaka avy amin’ireo vondrona sy antoko politika manohana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Septambra 2011
Politique.Mosa Tahiry “Ny FAT no mampikatso ny famahana ny krizy”

Nahitsy ny tenin’ny senatera teo aloha, Mosa Tahiry, mpikambana sady manetsiketsika ny antoko Tiako I Madagasikara ao Tolagnaro, raha nanao valandresaka ho an’ny mpanao gazety, tao amin’ny trano fonenany ao Bazaribe Tolagnaro, nanambarany ny heviny mikasika ny toe-draharaham-pirenena ankapobeny eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Septambra 2011
Politique.Raharaha BANI Havoaka amin’ny andro alina ireo manamboninahitra ?

Mandeha be ny feo fa dia mety havoaka amin’ny alin’ny 3 oktobra izao ireo manamboninahitra rehetra voakasiky ny raharaha BANI ary hoentina any Fianarantsoa.

Hamaky ny tohiny
FTT