- Alarobia 28 Septambra 2011
Politique.Rarison Hilarion Mankasitraka ny tondrozotra ny TIM Fianarantsoa
Miverina amin’ny heriny ny antoko Tiako i Madagasikara ankehitriny. Tafapetraka ao amin’ny Distrikan’i Fianarantsoa ny komity miara-mitantana ny Ankolafy Ravalomanana, tarihin-dRarison Hilarion, izay tsy zoviana amin’ny maro ao Fianarantsoa.
Hamaky ny tohiny
