- Alakamisy 29 Septambra 2011
Politique.Politika Niseho vatana ireo parlemantera nisintaka tamin’i Yves Aimé
Taorian’ny fanambarana an-tsoratra in-droa miantoana nataony dia niseho vatana ary niatrika ny mpanao gazety tetsy Ampasamadinika, omaly, ireo parlemantera Tiako I Madagasikara, miisa 11, sy mpitarika politika nisintaka tamin’ny elatra Rakotoarison Yves Aimé.
Hamaky ny tohiny
