Politique

Magro Behoririka ”Tetezamita tsy misy Rajoelina”


  • Alarobia 28 Septambra 2011


  Tsy sangisangy iny sonia iny ary hamatotra an-dRajoelina, hoy i Nenifara tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly. Matahotra mafy ny FAT fa sao tsy ireo namany no handrafitra ny birao maharitry ny SADC eto, hoy ny Depioten’i Faratsiho teo aloha Randrianjatovo Henri, satria hiverina ny iraky ny Troika SADC. Isika indray dia hilaza foana fa ampy izay, tsy mendrika ho filoha i Andry Rajoelina ary izao tontolo izao mihitsy no nilaza fa fanonganam-panjakana no nisy teto, ary mahalala ny ataony koa ny profesora Zafy Albert matoa nitory. I Dada ihany no ilainay hoy ny feo re niverimberina tao amin’ny Magro omaly.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT