Politique

Rajoelina tany New York Naka toky vao sahy niteny


  • Alarobia 28 Septambra 2011


 Nandefa taratasy mialoha tany amin’i Ban Ki-Moon, Sekretera jeneralin’ny Firenena Mikambana, i Andry Rajoelina, filohan’ny FAT, naka toky tamin’itsy voalohany mba hisorohana dieny mialoha izay mety ho olana ara-diplaomatika amin’ny handraisany fitenenana. Ny 19 septambra 2011 no nalefa io taratasy io, ary ny fahavitana sonia ilay tondrozotra niarahan’ireo vondrona sy ankolafy politika samihafa, ary teo ambany fitarihan’ny Troika no nentina nandresy lahatra toa mitaraina mihitsy amin’ny Sekretera jeneralin’ny Firenena Mikambana, sy niangaviana ity farany mba handray ny fepetra samihafa araka ny fitsipika mifehy ity vondrona iraisam-pirenena ity, mifandraika amin’izany mba hahafahany miteny amin’ny anaran’i Madagasikara, nandritra ny fivoriambe faha-66 nataon’ny Firenena Mikambana.

 

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT