- Alatsinainy 03 Oktobra 2011
Politique.Marc Ravalomanana tao Antsirabe “Tokony ho efa rava io governemanta io !”
Mbola nanamafy ny voalazany tamin’ny valandresaka nataony tamin’ny mpanao gazety tao Antanananrivo ny filoha Ravalomanana raha nitafa tamin’ny Vahoakan’Antsirabe ny sabotsy 01 oktobra teo ary notsipihiny fa tsy maintsy tanterahana izay voalazan’ny tondrozotra nosoniavina ny 17 septambra farany teo raha tena te hiverina marina eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny fitondrana FAT.
Hamaky ny tohiny
