Politique

Antoko Farimbona “Ampy izay tetezamita telo taona izay”


  • Alatsinainy 03 Oktobra 2011


 Namory ireo mpikambana ao aminy tetsy amin’ny Motel Anosy ny antoko Farimbona ny sabotsy 01 oktobra eo, nanazava ny voarakitry ny sori-dalana natao sonia ny 17 septambra farany teo sy nitondran’ny antokon’i Pierre Andrianantenaina ity, ny heviny mikasika ny sori-dalana. Telo taona izao ny tetezamita, lava izany, hoy ny filohan’ny Farimbona. Aoka izay ny fitadiavan-tseza. Niverimberina tamin’ny fandraisam-pitenenana ny tsy fanekena ny tsimatimanota mifanaraka amin’ny andininy faha-20 amin’ny tondrozotra voasonia farany teo. Nohamafisiny koa fa ny fifidianana ihany no hivoahana amin’ny krizy.

 

Nangonin’i Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT