Politique

Camille Vital Ho atsy Afrika Atsimo


  • Talata 04 Oktobra 2011

Hihazo an’i Pretoria, Afrika Atsimo ato ho ato ny jeneraly Camille Vital, praiminisitra am-perinasan’ny Fahefana avon’ny tetezamita.

 Raha ny fanazavany dia hihaona amin’ny tomponandraiki-panjakana Afrikanina Tatsimo ny tenany sy ny delegasiona teknisianina hiara-dia aminy, hanitatra ny fiaraha-miasa eo amin’ny tany roa tonta. Mitranga izany rehetra izany rehefa totoafo ny fitakiana etsy sy eroa amin’ny tokony handravana ny governemanta tarihiny, ka hananganana ny governemanta iraisana mifanaraka amin’ny tondrozotra natao sonia ny 17 septambra 2011 teo. Kisendrasendra koa sa efa nomanina ity dia hatao any Afrika Atsimo ity, fa toa mipoitra tampoka rehefa nangina ilay fikasana handefa kômandô folo lahy hisambotra ny filoha Marc Ravalomanana any an-toerana. Sa rehefa tsy tafita  ny kômadô dia hiditra an-tsehatra ny jeneraly ?

 

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT