Politique

Senatera Rakotoamboa Jean Louis Azo henjehina araka ny lalŕna i Andry Rajoelina


  • Zoma 07 Oktobra 2011


 Azo enjehina mandritra ny 20 taona i Andry Rajoelina, hoy ny senatera teo aloha Jean Louis Rakotoamboa tao an-kianjan’i Behoririka omaly, raha jerena ny zava-bitany tamin’ny 7 febroary 2009 izay nambaran’ny lietnà-kolonely Charles Andrianasoavina fa tsy natokana hoan’ny praimisitra ny Lapan’Ambohitsorohitra nefa dia hoe hanaterana izany tamin’ireny.

Tsy nitovy tamin’ny niseho teny Iavoloha tamin’ny andron-dRatsiraka iny zava-niseho iny, hoy izy. Ny famotoran’ireo fikambanana iraisam-pirenana miaro ny tontolo iainana toy ny “Global Witness”, hoy ity senateran’i Bongolava teo aloha ity, dia milaza fa ireo mpitondra FAT mihitsy no miray tsikombakomba mitarika ny trafikana “bois de rose”. Eo amin’ny resaka fandraharahana vatosoa dia ireo ihany no mampiasa olona hanao fitrandrahana dia ireo ihany no mividy sy mivarotra avy eo. Antso hoan’ny mpitandro ny filaminana no nataony fa hita fa dia ao anaty andrimpanjakana daholo ny nanao heloka bevava ka raiso ny andraikitrareo.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT