- Zoma 21 Oktobra 2011
Politique.Pastera Daniel Rajakoba Voazanaka ara-politika isika
Tafaverina eto an-tanindrazana rehefa avy nivahiny naharitra tany am-pitandranomasina ny pastera Daniel Rajakoba. Izy moa dia efa kandida tamin’ny fifidianana filoham-pirenena tamin’ny 2001 sy 2006 ary anisan’ireo nanohitra ny fitondrana Ravalomanana.
Hamaky ny tohiny