Politique

Monja Roindefo Vonona amin’ny fanambaram-pananana


  • Alakamisy 27 Oktobra 2011


 Tsy eto an-drenivohitra ny praiminisitra teo aloha Monja Roindefa fa nanatrika ny HAVORIA, fahatsiarovana ny faha-17 taona nahafatesan’ny mpitari-tolona Monja Jaona sy ny reniny Solo Narimalala, izay maty tamin’ny herintaona tany Ankotrobe Antanimora, nefa dia nahare ny mikasika ny fanakianana azy amin’ny hoe tsy fanaovana fanambaram-pananana tamin’ny fotoan’androny. Nambarany àry fa tsy manana olana amin’izany izy ary afaka mifanatrika mihitsy aza raha ilaina.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT