- Alarobia 02 Novambra 2011
Politique.Fetison Rakoto Andrianirina Nametraka ny ahiahiny
Toa tsy nisy “courage” politika tamin’ny fanendrena ny praiminisitra.
Hamaky ny tohinyToa tsy nisy “courage” politika tamin’ny fanendrena ny praiminisitra.
Hamaky ny tohinyOlona avy amin’ny vondrom-pirehana misy azy ihany no mbola notendren’i Andry Rajoelina ho praminisitra, hoy ny GTT Iraisam-pirenena.
Hamaky ny tohinyNifamory tao an-tranon’i Kotomanantsoa Rémi, filohan’ny Rodobe Toamasina ireo fikambanana sy ankolafy mandrafitra azy ny tolakandron’ny alatsinainy 31 oktobra teo.
Hamaky ny tohiny“Tsy handefitra amin`ny fanaovana tsinontsinona ny Malagasy izahay satria tsy tanin`ny Frantsay ity fa tanin`ny Malagasy.
Hamaky ny tohinyAraka ny loharanom-baovao halina dia anisan'ireo mpandeha higadona amin'ny zotram-piaramanidina Air France mampitohy an'i Frantsa sy Madagasikara i Xavier Ratsiraka sy ireo zanany roa ary ny vadiny.
Hamaky ny tohinyVory maro tao amin’ny Magro Avaratsena ny sabotsy 29 oktobra lasa teo ny mpomba ny ara-dalàna.
Hamaky ny tohiny