• Alakamisy 03 Novambra 2011
Politique.Rajoelina sy ny miaramila Nihaona mangingina tamin’ny Amerikanina

Ny filohan’ny FAT, ny Cemgam ary ny Chef de Corps rehetra no nandeha mangingina tany amin’ny solontenan’ny ambasadaoron’i Amerika eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Novambra 2011
Politique.Ralitera Andrianandraina Nitaky ny hamoahana ireo gadra politika

Anisan’ireo voaasa hanome voninahitra ny famindram-pahefana teo amin’ny praiminisitra teo aloha Albert Camille Vital, sy ny praiminisitry ny marimarira iraisana, Beriziky Jean Omer, teny amin’ny Lapam-panjakana Mahazoarivo, ingahy Ralitera Andrianandraina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Novambra 2011
Politique.Rostand Andriampilamanana “Fisolokiana no natao teny Ivato”

Fisolokiana no natao teny Ivato, hoy ny filohan’ny filankevi-paritra Ihorombe, raha namaky bantsilana ny dinika nataon’ireo TIM nisintaka tarihin-dRaharinaivo sy Vyvato Rakotovao ny zoma lasa 28 oktobra ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Novambra 2011
Politique.Lapan’i Mahazoarivo Zara fa nisy ambasadaoro, tsy tonga i Dolin, tsy tazana ny FFKM

Nanamarika ny andron’ny 02 novambra 2011 ny fandraisan’ny praiminisitry ny marimaritra iraisana, Beriziky Jean Omer nanatanteraka ny asany taorian’ny famindram-pahefana teo aminy sy Camille Vital.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Novambra 2011
Politique.Camille Mektoub Misy mikononkonona hampandamoka ny famindram-pahefana

Tsy miala eto an-kainja isika raha tsy tonga i Dada, hoy i Camille Mektoub avy amin’ny ankolafy Zafy Albert teny an-kianjan’i Magro tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity.

Hamaky ny tohiny
FTT