- Alarobia 09 Novambra 2011
Politique.Ankolafy Ravalomanana Nangina tsy nahitana teny ireo mpitarika any Ambatondrazaka
Taorian’ilay fanapahana navoakan’ny ministeran’ny atitany fa tsy azo atao ny manao fihetsiketsehana ara-politika ao anatin’izao vanim-potoana hananganana ny governemanta ho fampiraisam-pirenena izao dia nangina tsy nahitana teny ireo mpanao politika mpitarika ny ankolafy Ravalomanana any Ambatondrazaka.
Hamaky ny tohiny
