- Zoma 11 Novambra 2011
Politique.Jean Louis Rakotoamboa Miantso an-dRatsiraka, Zafy ary Ravalomanana hahay hiara-miasa
“Adidy lehibe no napetraky ny firenena aminareo telo mirahalahy”, hoy i Jean Louis Rakotoamboa raha nitodika tamin’ireo filoham-pirenena telo teo aloha voafidim-bahoaka dia ny amiraly Didier Ratsiraka, ny profesora Zafy Albert ary ny filoha Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohiny
