• Alatsinainy 14 Novambra 2011
Politique.Marc Ravalomanana Matoky ny Troika-SADC ny tenany

«Rehefa tsy manaraka izay voalazan’ny sori-dalana dia tsy manaiky izany isika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Novambra 2011
Politique.Mamy Ratovomalala - Hajo Andrianainarivelo Mety ho sakana …

Governemantan'ny firaisam-pirenena. Andrasan'ny maro ny hitsanganany amin'ity herinandro ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Novambra 2011
Politique.Naika Eliane Mitaky ny hamoahana an-dry kolonely Charles

Iray amin’ireo sesitany politika, noho ny raharaha 2009, efa tafaverina eto Madagasikara Rtoa Naika Eliane.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Novambra 2011
Politique.Ankolafy telo Nifanazava teny an-kianja

Taorian’ny soratra maro sosona (SMS) izay niteraka savorovoro teo anivon’ny Ankolafy telo dia nitondra fanazavana tetsy amin’ny kianjan’i Magro ireo mpitarika na ny avy amin’ny ankolafy Zafy Albert na ny avy amin’ny ankolafy Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Novambra 2011
Politique.Faneva Raholdina Tsy mila voatsihary i Marc Ravalomanana

Tsy mila voatsihary izany ny filoha Marc Ravalomanana raha mitaky ny fepetra amin’ny fiverenany hody sy famoahana ireo gadra politika fa voarakitra an-tsoratra ao anaty sori-dalana nataon’ny rehetra sonia izany, hoy Atoa Faneva Raholdina.

Hamaky ny tohiny
FTT