• Zoma 11 Novambra 2011
Politique.Fetison Rakoto Andrianirina “Tsy mahay maka lesona ny mpitondra”

Herintaona katroka izay no nitazonana am-ponja an’Atoa isany Fetison Rakoto Andrianirina, lehiben’ny delegasion’ny ankolafy Ravalomanana sy ny mpitari-tolona isany Zafilahy Stanislas avy amin’ny ankolafy Ravalomanana ary pastera Edouard Tsarahame, avy amin’ny ankolafy Zafy. Nisy ny resadresaka nifanaovana tamin’i Fetison Rakoto Andrianirina mahakasika izany, ary nohararaotina ny nidinidinika taminy mikasika ny raharaham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Novambra 2011
Politique.Governemanta vaovao Tokony ho fototr’olona ny mpikambana

Tompon’antoka tanteraka amin’ny fampiharana ny tondrozotra izay rehetra nanao sonia izany, hoy ny CST Ranaivoson Désiré raha nitafa tamin’ny mpanao gazety tao Antsirabe ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Novambra 2011
Politique.Magro Antsirabe Hetsika miavaka rahampitso sabotsy

Hangotraka indray ny hetsika ataon’ny legalista ao Vakinankaratra rahampitso sabotsy 12 novambra 2011, ka ao amin’ny Magro Avaratsena ihany no hifamotoana ny rehetra amin’io fotoana io.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Novambra 2011
Politique.Marc Ravalomanana Tampina ny daomy ?

Mikorontana ny tany aman-danitra ho an'ireo mpitolona maherifo eny amin'ny Magro hatry ny omaly alina manoloana ny vaovao misafotofoto ihany momba ny ankolafy Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Novambra 2011
Politique.Fotodrafitrasa manara-penitra Atsipin-dRajoelina amin’ny minisitra ny baolina

Hifanilihana rehefa taraiky tsy mety tanteraka ireo fampanantenana marobe nataon’ny filohan’ny FAT efa roa taona mahery izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Novambra 2011
Politique.Raiamandreny Mijoro Te hanilika ireo filoha teo aloha amin’ny politika

Anisan’ireo fiarahamonim-pirenena voatendry hanara-maso ny fampiharana ny tondrozotra ny Raiamandreny Mijoro.

Hamaky ny tohiny
FTT