- Talata 15 Novambra 2011
Tetezamita iraisana Ho mpandray anjara ny AMF.3FM
Tsy ho mpitazana fotsiny fa dia ho mpandray anjara feno amin’izao tetezamita iaraha-mitantana an-dalam-pananganana izao ny AMF/3FM tarihin’ny Rév Satrobory.
Hamaky ny tohinyTsy ho mpitazana fotsiny fa dia ho mpandray anjara feno amin’izao tetezamita iaraha-mitantana an-dalam-pananganana izao ny AMF/3FM tarihin’ny Rév Satrobory.
Hamaky ny tohinyHo avy eto Antananarivo, mety ho amin’ity anio ity ny solontenan’ny Troika-SADC.
Hamaky ny tohinyVaky ny lelan’ny CST Vaovao Benjamin nilaza fa ny nahatonga an-dry zareo hiaraka amin’i Andry Rajoelina dia satria mitovitovy ny fisainana.
Hamaky ny tohinyNanatanteraka ny fihaonambeny tetsy 67ha ry zareo avy ao amin'ny Vondron'olon-tsotra manohana an'i Marc RAvalomanana ny sabotsy lasa teo.
Hamaky ny tohinyNitondra hafatra sy fanazavana ho an’ny vahoakan’Antsirabe sy Madagasikara iray manontolo ny Filoha Marc Ravalomanana nandritra ny hetsika tao amin’ny Magro Avaratsena ny sabotsy 12 Novambra 2011 teo.
Hamaky ny tohinyFihetsika voalohany tokony hotanterahin’ny praiminisitra Beriziky ny famoahana ireo gadra politika rehetra sy ny famahana ny haino aman-jery na ny haino aman-jerim-pirenena na ireo tsy miankina nakatona satria tsy nitovy hevitra tamin’i Andry Rajoelina.
Hamaky ny tohiny