- Alarobia 16 Novambra 2011
Politique.Roland Ratsiraka Samy hafa ny antoko lehibe sy kely
Ho an'Atoa Roland Ratsiraka, filohan'ny antoko MTS (Malagasy Tonga Saina) sady filoha lefitry ny Filankevitra ambonin'ny tetezamita (CST) dia tokony hohajaina ny andininy faha-6 ao amin'ny sori-dalana amin'ny fananganana ny governemanta.
Hamaky ny tohiny