- Talata 15 Novambra 2011
Politique.Ho hita eo indray !
Ho fantatra amin’ity herinandro ity, amin’ny alakamisy ho avy izao raha ny marina kokoa ny isan’ny ministera sy ny anaran’ireo minisitra handrafitra ny governemanta Beriziky.
Hamaky ny tohinyHo fantatra amin’ity herinandro ity, amin’ny alakamisy ho avy izao raha ny marina kokoa ny isan’ny ministera sy ny anaran’ireo minisitra handrafitra ny governemanta Beriziky.
Hamaky ny tohinyHerinandro vaovao, ho kihon-dalana ho an’ny famahana ny krizy eto Madagasikara ity satria raha tsy misy ny fiovana dia tokony ho fantatra amin’ity herinandro ity ireo mpikambana eo anivon’ny governemanta Beriziky.
Hamaky ny tohinyTsy afaka ny hionona amin'ny fitsinjarana misy ankehitriny ny GFC (Groupement des Forces Centristes) sy ireo mpomba azy.
Hamaky ny tohinyFa inona no mitranga ? Higadona ihany ity ny datin’ny 17 novambra, voatondron’ny fampiharana ny tondrozotra fa tokony hijoroan’ny governemantan’ny firaisam-pirenena tarihin’ny praminisitra Jean Omer Beriziky.
Hamaky ny tohinyNisy iray nivoaka ny fonja tamin’ny herinandro teo. Amin’ity herinandro ity koa dia mbola hisy ny hivoaka, raha araka ny loharanom-baovao akaiky ny fonja.
Hamaky ny tohiny“Mitaky amin’izay governemanta hitsangana eo aho, ny hanala ny PDS-n’i Toamasina, Rakotovao Mariot”, hoy i Roland Ratsiraka omaly raha nitafa tamin’ny mpanao gazety tao amin’ny trano fonenany tao Salazamay Toamasina.
Hamaky ny tohiny