Politique

Vondron'olon-tsotra Mitaky ny hampiharana ny tondrozotra


  • Talata 15 Novambra 2011

Nanatanteraka ny fihaonambeny tetsy 67ha ry zareo avy ao amin'ny Vondron'olon-tsotra manohana an'i Marc RAvalomanana ny sabotsy lasa teo.

 Anisan'ny tanjon'izy ireo ny fitakiana ny hampiharana izay voalaza rehetra ao anatin'ny tondrozotra izay nosoniavina ny 17 septambra 2011 lasa teo. Ao anatin'izany ny fiverenan'ny filoha Marc Ravalomanana tsy misy fepetra, ny famohana ireo haino aman-jery nakaton’ny FAT ary ny famoahana ireo gadra politika rehetra. Notakian'izy ireo ihany koa ny hanokafana amin’izay ny biraon'ny SADC eto Madagasikara izay nohirahiraina fa hotanterahana ny fiandohan'ny volana novambra. Nilaza ny nandefa taratasy mirakitra ireo fitakiana ireo teny anivon'ny ambasady maro teto amintsika ry zareo avy amin'ny Vondron'olon-tsotra ireto.
Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT