- Alarobia 16 Novambra 2011
Politique.Exopoles notarihan-dRasamizafy Cyril Nanao rodorodo teny amin’ny Lapan’i Mahazoarivo
Tonga nasiaka, araka ny fitenin-jatovo ankehitrio, teny amin’ny Lapam-panjakana Mahazoarivo omaly tolakandro ary nanao rodorodo nameno fiara fitaterana 18 be izao ry zareo mpikambana ao amin’ny Exopoles notarihan'Atoa Rasamizafy Cyril.
Hamaky ny tohiny
