- Alatsinainy 21 Novambra 2011
Politique.Maître Hanitra Razafimanantsoa Rehefa tsy manatanteraka ny fifanarahana dia tsy azo ekena
Ny faritra Atsimondrano iny no niandohan’ny tolon’ny ankolafy Ravalomanana ny taona 2009. Ny sabotsy lasa teo dia nifamotoana tao amin’ny kianjan’ny Magro Tanjombato ireo mpanara-dia ny ankolafy Ravalomanana.
Hamaky ny tohiny
