Politique

Filankevitry ny governemanta voalohany Ho avy eny Mahazoarivo ireo minisitra zanak’i Dada


  • Zoma 25 Novambra 2011

Hotanterahina anio zoma 25 novambra 2011 eny amin’ny Lapan’i Mahazoarivo ny filankevitry ny governemanta voalohany, izay hotarihin’ny praiminisitry ny marimaritra iraisana, Beriziky Jean Omer.

 Araka ny fantatra dia ho avy eny Mahazoarivo hiatrika ny filankevitry ny governemanta voalohany avokoa ireo minisitra dimy voatendry tamin’ny anaran’ny ankolafy Ravalomanana, anio maraina, dia i Botozaza Pierrot, praiminisitra lefitra misahana ny toekarena sy ny indostria, Ruffine Tsiranana, minisitry ny fanapariham-pahefana, Rolland Ravatomanga, minisitry ny fambolena, Ihanta Randriamandrato, minisitry ny fiompiana ary Ramalason Olga minisitry ny varotra. Loharanom-baovao hafa no milaza fa mety hisy fanambarana hataon’izy ireo aorian’ity filankevitry ny governemanta ity.
Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT