- Alakamisy 24 Novambra 2011
Politique.Dr Hery Raharisaina Tsy voatery minisitra vao manompo firenena
Anisan’ireo voa mafy indrindra tamin’ny fananganana ny governemanta vaovao ny GMMR (Groupement issu de la Mouvance Marc Ravalomanana) satria samy voatsipaka ambavafo avokoa ireo minisitra telo lahy tao amin’ny governemanta Camille Vital farany.
Hamaky ny tohiny
