- Alarobia 07 Desambra 2011
Politique.Orinasa Tiens Nozaraina 180.000 dolara ireo mpaninjara ny vokany
Manana paikady hanatsarana ny varotra ny orinasa Tiens. Tsy mbola fampiasan’ny Malagasy ity paikadiny ity kanefa tena mahomby.
Hamaky ny tohinyManana paikady hanatsarana ny varotra ny orinasa Tiens. Tsy mbola fampiasan’ny Malagasy ity paikadiny ity kanefa tena mahomby.
Hamaky ny tohinyKajikajy sy paipaika politika ny filazana fa tsy mbola fotoana hiverenan’ny filoha Ravalomanana an-tanindrazana izao, hoy ny Vondron’ny Malagasy Tia Tanindrazana na ny VMTT.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Tontosa ny zoma 2 sy sabotsy 3 desambra teo tetsy amin’ny ANS Ampefiloha ny filankevi-pirenena Rodobe Matsilo (Rodobe ho an’i Madagasikara TSImialonjafy LOvantsika) nandraisana mpikambana nahatratra 200 manerana ny Nosy.
Hamaky ny tohinyAraka ny nambaran’ny minisitry ny varotra, Olga Ramalason, tamin’ny fotoana nandraisany ny fahefana dia ho laharampahamehan’ny departemanta tantaniny ny famatsiana vary amin’izao fidirana amin’ny maitso ahitra izao.
Hamaky ny tohinyNisoko mangina tao amin’ny Lapan’ny Fitsarana Anosy omaly ny fandinihana ny fitoriana nataon’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana mikasika ny fanonganam-panjakana nitranga tamin’ny taona 2009.
Hamaky ny tohiny