Politique

Razanakoto Marcellin Manaiky tsy fidiny an’i Mamy Rakotoarivelo


  • Alakamisy 08 Desambra 2011

Ny fanehoan-kevitro voalohany, hoy ny mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita Razanakoto Marcellin, izaho tsy hiditra loatra amin’ilay «processus» sy sori-dalana.

 Mahagaga ny zava-misy tahaka izao satria tsy voahaja intsony ny tolona nataon’ny vahoaka malagasy. Na ireo ra latsaka, na ireo zavatra miteraka olana eto amin’ny firenena lasa voahitsakitsaka amin’izao fotoana izao. Vao oviana moa io olona io no natao fanadihadiana fa nametraka baomba etsy sy eroa ? Izao izy lasa hitantana ny fanjakana lehibe izay heveriko fa ny hamerenana an-dRavalomanana no mahamaika azy. Io aloha no lanin’ny olona dia manaiky tsy fidiny aho.
Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT