Politique

Vondron’olon-tsotra Nanao hetsika teny amin’ny 13 mey


  • Alakamisy 08 Desambra 2011

Nitohy hatrany ny hetsika nataon’ny Vondron’olon-tsotra manohana ny filoha Marc Ravalomanana.

 Tazana teny amin’ny Kianjan’ny 13 mey izy ireo omaly, nilanja sorabaventy manohitra ny jadona sy ny fanilikilihana ary ny asa fampihorohoroana mba hamerenana ny ara-dalàna sy ny rafitra demokratika eto Madagasikara. Manamafy ny fitakiany amin’ny hamelana malalaka ireo sesitany politika izy ireo, anisan’ireny ny filoha Ravalomanana hiverina an-tanindrazana tsy misy raoarao. Mitaky ihany koa ny hamoahana ireo gadra politika mba ho mpandray anjara amin’ny fiainam-pirenena. Hetsika fanairana voalohany no nataon’ny Vondron’olon-tsotra omaly ity ary hitohy, raha ny filazan’ny mpitarika, na eo aza ny fisian’ireo mpitandro ny filaminana nitoby teny amin’iny manodidina ny Kianjan’ny 13 mey.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT