- Alatsinainy 19 Desambra 2011
Politique.Lezava Fleury “Tsy misy fanjakana eto !”
Ho an’ny antoko Harena dia tsy mbola misy mihitsy ny fitoniana eto amintsika na dia efa ao anatin’ny volonandro fety aza.
Hamaky ny tohinyHo an’ny antoko Harena dia tsy mbola misy mihitsy ny fitoniana eto amintsika na dia efa ao anatin’ny volonandro fety aza.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Toy ireo Faritra maro teto Madagasikara dia anisan’ny nankalaza ny tsingerintaona voalohany nahaterahan’ny Repoblika fahefatra ny tany amin’ny renivohitry ny Faritra Alaotra Mangoro.
Hamaky ny tohiny48 ora izay no lasa, nandaniana ilay sori-dalana ho lasa lalàna mahaleotena.
Hamaky ny tohinyRaha variana amin’ny resa-bola ny eny amin’ny Kongresin’ny tetezamita dia miroso amin’ny fikarohana ny marimaritra iraisana sy ny fametrahana ny fiaraha-mitantana voasoratra ao anatin’ny tondrozotra kosa ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita etsy Anosikely.
Hamaky ny tohinyHatreto dia mbola mody maina ireo olona manan-draharaha ao amin’ny Fitsarana Antsirabe amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohiny