Politique

TIM Raharinaivo Miady an-trano sahady


  • Alarobia 14 Desambra 2011

Nisy fiantraikany amin’ny raharaha tokantranon’ny TIM Raharinaivo ny fanendrena mpikambana teo anivon’ny CT sy CST farany teo. Tamin’ny ankapobeny dia tsy hita tabilao ity elatra ity.

 Voatery nasisika tany amin’ny lisitry ny UDR-C tany ireo izay nahazo toerana. Ny ankamaroany tamin’ireo efa mba nahazo seza tao anatiny dia nesorina avokoa. Niteraka tsy fifankahazoana anatiny io trangan-javatra io satria nisy ny nahatsiaro fa voailikilika noho ny fidongian’ny sasany seza. Nifamory tetsy Andrefan’Ambohijanahary izy ireo omaly hariva, nahitana ireo minisitra taloha izay nisy voatendry mpikambana CST ary ireo CT sy CST tsy tafaverina amin’ny toerany. Niakatra ny hafanana. Vokatry ny fifamaliana dia mety ho tonga any amin’ny fivakisana ihany koa.
Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT