Politique

Adin’ny samy CST “Fomba fiasa ireny !”, hoy i Robert Razaka


  • Alakamisy 15 Desambra 2011


 Fomba fiasa ihany ireny, hoy ny CST Robert Razaka, ary heverinay fa amin’ny andrimpanjakana tahaka ireto dia tsy maintsy misy adihevitra. Tsy moramora ny miala amin’ny Krizy izao, hoy izy. Tsy maintsy misy an’ireny noho ny hevitra tsy mitovy fa dia efa nilamina. Marina aloha fa tsy tonga tao ny CST namana (Pr Alain Tehindrazanarivelo) nifamaly tamin’ny tena nefa efa niteny daholo izahay rehetra fa rehefa mifankahita dia mifandray tanana. Tsy misy mitana lolom-po amin’izany fa ho aiza ity firenena ity raha izany no miseho ?

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT